Fikaonan-doham-paritry ny Antoko Malagasy Miara-Miainga, faritra Anosy, ny 17 desambra 2021
Faritra roapolo (20) miaraka amin'ny Faritra ANOSY izao no nahavita ny fikaonan-doham-paritry ny antoko Malagasy Miara-Miainga. Ny tsapa dia tsy nisy distrika latsaka fa voasolotena daholo n...
Lire la suite