Actualités

Retour aux actualités
Membres et sympathisants du MMM réunis lors des assises régionales de la région Atsinanana

Les assises régionales du parti Malagasy Miara-Miainga (MMM), destinées aux membres et aux sympathisants de la région Atsinanana, se sont tenues le samedi 6 juin 2026.

🇫🇷 Les sept districts qui composent la région étaient représentés : Toamasina I, Toamasina II, Vatomandry, Vohibinany, Mahanoro, Antanambao Manampotsy et Marolambo.

De nombreuses propositions et conclusions ont émergé des échanges menés au niveau local. Elles contribueront à améliorer et à renforcer le programme du parti, mais également à préparer les prochaines assises nationales.

Les participants ont unanimement réaffirmé que l’autonomie des régions constitue l’un des fondements indispensables à la construction d’une nation équilibrée, forte et solidaire.

Pour le MMM, cette ambition doit s’appuyer sur une gouvernance de proximité, plus proche de la population, efficace et responsable.


🇲🇬  Tontosa anio Asabotsy 06 Jona 2026 ny Fikaonandoham-paritra ho an’ny mpikambana sy ny mpiara-dia amin’ny Antoko MMM Faritra Atsinanana.

Nahatonga solontena avokoa ireo distrika fito mandrafitra ny faritra, dia i Toamasina I, Toamasina II, Vatomandry, Vohibinany, Mahanoro, Antanambao Manampotsy ary Marolambo.

Maro ireo fehin-kevitra sy sosokevitra nivoitra avy ety ifotony,izay hoentina hanatsarana sy hanamafisana ny programan’ny Antoko,ary indrindra ihany koa hanomanana ny Fikaonandoham-pirenena.

Niray feo ny rehetra fa ny faritra mahazaka tena no anisan’ny fototra ahafahana manangana firenena mirindra sy matanjaka, amin’ny alalan’ny fitantanana manakaiky vahoaka, mahomby ary tompon’andraikitra.